|
|
|
|

Teny iditra1  tsara va
Singan-teny  2 tsara, 3 va
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fiarahabana fanao raha Andriana ilay arahabaina: Tsara va, Tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a greeting: tsara va? are you well? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 salutation à la noblesse autrefois: tsara va? comment allez-vous? [1.8]
Ohatra  8  Andriamanelo no nanavaka ny fiarahabana ny Andriana amin'ny "tsara va Tompoko" [2.508#]
Voambolana  9  Teny fanajana
Mpanahaka  10  kaosy
Teny nalaina  11  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  12 savatra, tsara va

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12